<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 50:11 | And when the inhabitants of the land, the |
Ary rehefa hitan' ny Kananita tompon-tany ny fisaonana teo Goren-atada, dia hoy izy: Fisaonana mafy amin' ny Egyptiana izao; izany no nanaovany ny anarany hoe Abel-Egyptiana, izay ao an-dafin' i Jordana. | Nony nahita izany fisaonana tao am-pamoloan' i Atada izany ny Kananeana tompon-tany dia hoy izy: Endrey izany fisaonana lehibe amin' ny Ejipsiana! Izany no nanaovana ny anaran' io fitoerana an-dafin' i Jordany io hoe: Abela Mitsraïma. | Les habitants du pays, les |