<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 7:11 | In the six hundredth year of |
Tamin' ny andro fahafito ambin' ny folo tamin' ny volana faharoa tamin' ny fahenin-jato taona niainan' i Noa, tamin' izany andro izany dia nipoitra ny loharano rehetra amin' ny lalina lehibe, ary nivoha ny varavaran' ny lanitra. | Tamin' ny taona fahenin-jato niainan' i Noe, tamin' ny volana faharoa, andro fahafito ambin' ny folo dia nipoitra ny loharano rehetra avy any amin' ny hantsana lehibe, nivoha ny vavahadin-dranon' ny lanitra, | En l' an six cent de la vie de |