<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 13:5 | And it shall be when the |
Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin' ny tanin' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay nianianany tamin' ny razanao homena anao, dia tany tondra-dronono sy tantely, dia hanao izany fanompoana izany ianao amin' izao volana izao. | Ary raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo anao any amin' ny tanin' ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Heveana ary ny Jeboseana, izay nianianany tamin' ny razanao homeny anao, tany tondra-dronono aman-tantely, dia hataonao izany fomba masina izany, amin' ny volana toy izao. | Quand |