<-
->

Eks 34:32 And afterward all the children of Israel came nigh: and he gave them in commandment all that the Lord had spoken with him in mount Sinai. Ary rehefa afaka izany, dia nanakaiky koa ny Zanak' Isiraely rehetra; ary Mosesy nandidy azy araka izay rehetra nolazain' i Jehovah taminy tao amin' ny tendrombohitra Sinay. Vao izay vao nanatona koa ny zanak' Israely rehetra, ka nomeny azy ny didy rehetra noraisiny tamin' ny Tompo tany an-tendrombohitra Sinaia. Ensuite tous les Israélites s' approchèrent, et il leur ordonna tout ce dont Yahvé avait parlé sur le mont Sinaï.