<-
->

Eks 7:22 And the magicians of Egypt did so with their enchantments: and Pharaoh' s heart was hardened, neither did he hearken unto them; as the Lord had said. Ary ny ombiasy teo Egypta, dia mba nanao toy izany koa tamin' ny fankatovany; ka dia nihamafy ny fon' i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, araka izay efa nolazain' i Jehovah. Nahavita torak' izany tamin' ny fankatoavany ihany koa anefa ny mpanao odin' i Ejipta, ka nihamafy ny fon' i Faraona, fa tsy nihaino an' i Moizy sy Aarona izy, araka ny voalazan' ny Tompo rahateo. Mais les magiciens d'Égypte avec leurs sortilèges en firent autant ; le coeur de Pharaon s' endurcit et il ne les écouta pas, comme l' avait prédit Yahvé.