<-
->

Si 19:1 Ny mpiasa manaram-po amin' ny divay, tsy mba hanan-karena; izay tsy mikarakara ny kely ananany ho latsaka vetivety amin' ny faharavana. Un ouvrier buveur ne sera jamais riche, qui méprise les riens peu à peu s' appauvrit.
Si 19:2 Mampivaona ny olona manan-tsaina ny divay sy ny vehivavy, ary tsy malina izay miraikitra amin' ny vehivavy janga. Le vin et les femmes pervertissent les hommes sensés, qui fréquente les prostituées perd toute pudeur.
Si 19:3 Ho rembin' ny olitra sy ny kankana ireny, ary hofongorana ny fanahy meloka. Des larves et des vers il sera la proie et l' homme téméraire y perdra la vie.
Si 19:4 Izay malaky minomino foana, dia olona maivan-tsaina, ary manota amin' ny fanahiny, izay latsaka amin' izany hadisoana izany. Celui qui a la confiance facile montre sa légèreté, celui qui pèche se fait tort à soi-même.
Si 19:5 Izay minia mifaly amin' ny lahateny adala, hohelohina, Celui qui prend plaisir au mal sera condamné,
Si 19:6 ary izay mankahala ny habasiam-bava, miaro tena amin' ny loza. celui qui hait le bavardage échappe au mal.
Si 19:7 Aza mitati-teny na oviana na oviana, dia tsy ho fatiantoka na oviana na oviana hianao. Ne rapporte jamais ce qu' on t' a dit et jamais on ne te nuira;
Si 19:8 Aza milaza izany, na amin-tsakaiza na amim-pahavalo, ary aza manambara izany, afa-tsy raha hahadiso anao, tokana. à ton ami comme à ton ennemi ne raconte rien, à moins qu' il n' y ait faute pour toi, ne le révèle pas;
Si 19:9 Fa raha reny hianao, hitandrin-tena izy aminao, ary mbola any ny andro, hisehoany ho fahavalonao. on t'écouterait, on se méfierait de toi et à l' occasion on te haïrait.
Si 19:10 Raha mandre resaka be vava hianao, ento maty izany, aza manan' ahiahy, tsy hampipoaka anao izany. As-tu entendu quelque chose? Sois un tombeau. Courage! tu n' en éclateras pas!
Si 19:11 Raha misy teny iray tsy maintsy hotanany, dia mijaly ny adala, toy ny vehivavy mihetsi-jaza. Une parole entendue, et voilà le sot en travail comme la femme en mal d' enfant.
Si 19:12 Sahala amin' ny zana-tsipika tafatsatoka amin' ny fe, ny teny iray amin' ny fon' ny adala. Une flèche plantée dans la cuisse, telle est une parole dans le ventre du sot.
Si 19:13 Anontanio ny sakaizanao, fa angamba tsy nanao izany izy; ary raha nanao ihany izy, dia tsy mba hanao izany intsony. Va trouver ton ami : peut-être n' a-t-il rien fait, et s' il a fait quelque chose il ne recommencera pas.
Si 19:14 Anontanio ny sakaizanao, fa angamba tsy nilaza izany izay, ary raha nilaza izany izy, dia tsy mba hamerina intsony. Va trouver ton voisin : peut-être n' a-t-il rien dit, et s' il a dit quelque chose il ne le redira pas.
Si 19:15 Anontanio ny sakaizanao, fa matetika misy endrikendrika, ka aza mino izao lazain' ny olona rehetra izao hianao. Va trouver ton ami, car on calomnie souvent, ne crois pas tout ce qu' on te dit.
Si 19:16 Misy mba diso ihany, nefa tsy fanahy iniana; ary zovy moa no tsy nanota tamin' ny lelany? Souvent on glisse sans mauvaise intention; qui n' a jamais péché en parole?
Si 19:17 Anontanio ny sakaizanao, alohan' ny handrahonana azy, ary miraiketa hianao amin' ny fitandreman' ny lalan' ny Avo Indrindra. Va trouver ton voisin avant d' en venir aux menaces, obéis à la loi du Très-Haut.
Si 19:18 Ny fahendrena rehetra, dia ao amin' ny fahatahorana ny Tompo; ary ao amin' ny fahendrena rehetra, ny fanatanterahana ny lalana.
Si 19:19 Ny fahendrena, tsy mba ny fahaiza-manao ratsy; ary ny fahamalinana tsy mba hita amin' ny torohevitry ny mpanota.
Si 19:20 Misy fahaizana tokony hankahalaina, ary misy hadalana izay tsy inona fa tsy fahampian' ny fahendrena. Toute sagesse est crainte du Seigneur et en toute sagesse il y a l' accomplissement de la loi.
Si 19:21 Aleo olona kely fahiratan-tsaina matahotra an' Andriamanitra toy izay olona be fahazavan-tsaina mandika ny lalana.
Si 19:22 Misy mahay tokoa nefa mandika ny rariny, ary misy mandainga amin' ny ady atsangany mba hampamoaka fitsarana araka ny iriny. Mais connaître le mal n' est pas la sagesse et le conseil des pécheurs n' est pas la prudence.
Si 19:23 Misy ratsy fanahy mandeha manjoko azon' ny alahelo, ary feno fitaka ny fony. Il y a un savoir-faire qui est abominable; est insensé celui à qui manque la sagesse.
Si 19:24 Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. Mieux vaut être pauvre d' intelligence avec la crainte que surabonder de prudence et violer la loi.
Si 19:25 Ka raha tsy afa-manota izy, noho ny fahosany, dia hanao ratsy nony vao mahita hanaovana. Il y a un habile savoir-faire au service de l' injustice et tel pour établir son droit use de fourberie.
Si 19:26 Ny tarehiny no hahalalana ny olona, ary ny endrika asehony no hahalalana ny hendry. Tel marche courbé sous le chagrin mais au fond de lui ce n' est que ruse
Si 19:27 Ny fitafian' ny olona, ny fitsikin' ny molony, ary ny fandehan' ny olona no manambara ny toetrany. baissant la tête et faisant le sourd, s' il n' est pas démasqué il prend l' avantage sur toi.
Si 19:28 Tel se sent trop faible pour pécher, qui fera le mal à la première occasion.
Si 19:29 A son air on connaît un homme, à son visage on connaît l' homme de sens.
Si 19:30 L' habit d' un homme, son rire, sa démarche révèlent ce qu' il est.

<-
->