<-
->

Si 22:1 Sahala amin' ny vato feno maloto ny kamo, ka akorain' ny olona rehetra ny fahafaham-barakany. Le paresseux est semblable à une pierre crottée, tout le monde le persifle.
Si 22:2 Sahala amin' ny vonga-taim-biby ny kamo, ka izay mandray azy manifikifi-tanana. Le paresseux est semblable à une poignée d' ordures, quiconque le touche secoue la main.
Si 22:3 Ny zazalahy ratsy taiza, dia henatra ho an' ny rainy niteraka azy, ny zazavavy torak' izany, latsaka an-tany ho fanimbana azy. C' est la honte d' un père que d' avoir donné le jour à un fils mal élevé, mais une fille naît pour sa confusion.
Si 22:4 Ny zazavavy malina hahazo vady; fa izay ahazoan-kenatra kosa, mampalahelo ny rainy. Une fille sensée trouvera un mari, mais la fille indigne est le chagrin de celui qui l' a engendrée.
Si 22:5 Ny vehivavy tsy valahara, henatra ho an-drainy sy ny vadiny, ka samy hanamavo azy izy roa tonta ireo. Une fille éhontée déshonore son père et son mari, l' un et l' autre la renient.
Si 22:6 Sahala amin' ny mozika amin' ny fisaonana, ny lahateny tsy amin' ny fotoana, fa ny tsora-kazo amam-pamaizana, dia fahendrena, amin' ny fotoana rehetra. Remontrances inopportunes : musique en un jour de deuil; coups de fouet et correction, voilà en tout temps la sagesse.
Si 22:7 Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky, (milaza zavatra amin' ny tsy mihaino) dia mamoha olona rendrika lalina amin' ny torimaso.
Si 22:8 Miteny amin' ny olona matory ny miresaka amin' ny adala, farany izy vao hanontany hoe: Ahoana hoe a?
Si 22:9 Itomanio ny maty, fa tsy manam-pahazavana, itomanio ny adala, fa tsy manan-tsaina. Ny maty itomanio moramora, satria mahazo fitsaharana, fa ny fiainan' ny adala no ratsy noho ny fahafatesana. C' est recoller des tessons que d' enseigner un sot, c' est réveiller un homme abruti de sommeil.
Si 22:10 Ny fisaonana ny maty, maharitra hafitoana; fa ny an' ny adala sy ny mpankahala fivavahana, mandritra ny andro iainany. Raisonner un sot c' est raisonner un homme assoupi, à la fin il dira : "De quoi s' agit-il?"
Si 22:11 Aza lava resaka amin' ny adala, ary aza miara-mandeha amin' ny olona tsy misy saina. Mitandrema tena aminy, raha tsy te-hahazo hasosorana, dia tsy ho voaloton' ny fifandraisana aminy hianao. Mihodivira aminy, dia hahita fitsaharana hianao, sy tsy hahazo alahelo amin' ny fahitana ny hadalany. Pleure un mort : il a perdu la lumière, pleure un insensé : il a perdu l' esprit; pleure plus doucement le mort, car il a trouvé le repos, pour l' insensé la vie est plus triste que la mort.
Si 22:12 Inona no mavesatra noho ny firaka? ary inona no anaran-kafa azo omena azy, afa-tsy ny hoe adala? Pour un mort le deuil dure sept jours, pour l' insensé et l' impie, tous les jours de leur vie.
Si 22:13 Ny fasika, ny sira, ny vongam-by, dia mora entina kokoa noho ny olona tsy manan-tsaina. N' adresse pas de longs discours à l' insensé, ne va pas au-devant du sot, garde-toi de lui pour n' avoir pas d' ennuis, pour ne pas te souiller à son contact. Ecarte-toi de lui, tu trouveras le repos, ses divagations ne t' ennuieront pas.
Si 22:14 Ny fitambaran' ny hazon-tafo tsara rafitra, tsy mba hosarahin' ny horohoron-tany: toy izany ny fo miraikitra amin' ny fikasana voahevitra tsara, tsy mba hanan-tahotra, na avy aza ny fotoana sarotra. Qu' y-a-t-il de plus lourd que le plomb? Comment cela s' appelle-t-il? L' insensé.
Si 22:15 Ny fo miankina amin' ny hevi-pahendrena, dia toy ny lalotra voaharo fasika amin' ny rindrina voalama. Le sable, le sel, la masse de fer sont plus faciles à porter que l' insensé.
Si 22:16 Tsy maharitra ny rivotra ny arofanina an-tampon' ny avo, tsy mahatoha ny tahotra toy izany koa ny fo saro-tahotra mbamin' ny fikasany. Une charpente de bois assemblée dans une construction ne se laisse pas disjoindre par un tremblement de terre; un coeur résolu, après mûre réflexion, ne se laisse pas émouvoir à l' heure du danger.
Si 22:17 Ny maneritery maso, mampilatsa-dranomaso; ny maneritery fo, manetsik' alahelo. Un coeur appuyé sur une sage réflexion est comme un ornement de stuc sur un mur poli.
Si 22:18 Ny mitora-bato ny vorona, mampandrositra azy, ny mandatsa ny sakaiza amin' ny soa natao taminy, manapaka ny fihavanana. De petits cailloux au sommet d' un mur ne résistent pas au vent le coeur du sot effrayé par ses imaginations ne peut résister à la peur.
Si 22:19 Nanatsoaka sabatra hamely ny sakaizanao va hianao? Aza manary toky: fa mbola mety hisy ihany ny hiverenany. En frappant l' oeil on fait couler des larmes, en frappant le coeur on fait apparaître les sentiments.
Si 22:20 Niloa-bava hamely ny sakaizanao va hianao? aza matahotra: mbola azo hatao ny mihavana indray. Fa raha latsa ny amin' ny soa natao kosa, na ny eso an' avonavona; na ny fanambarana ny zava-miafina, na ny famelezan' ny lela mamitaka, dia mampandositra ny sakaiza rehetra izany. Qui lance une pierre sur des oiseaux les fait envoler, qui fait un reproche à son ami tue l' amitié.
Si 22:21 Aza mivadibadika amin' ny sakaizanao ao anatin' ny fahantrany, mba hiarahanao miarana aminy, amin' ny fanambinana azy. Aza mandao azy amin' ny andro fitsapana azy, mba hanananao anjara amin' ny fananana ho tonga aminy. Si tu as tiré l'épée contre ton ami, ne te désespère pas : il peut revenir;
Si 22:22 Misondrotra alohan' ny afo, ny etona avy amin' ny memy sy ny setroka; mipoaka alohan' ny fandatsahan-dra koa ny teny manala baraka. si tu as ouvert la bouche contre ton ami, ne crains pas : une réconciliation est possible, sauf le cas d' outrage, mépris, trahison d' un secret, coup perfide, car alors ton ami s' en ira.
Si 22:23 Tsy hahamenatra ahy ny miaro ny sakaizako; ary tsy hiery aho eo anatrehany. Gagne la confiance de ton prochain dans sa pauvreté afin que, dans sa prospérité, tu jouisses avec lui de ses biens; aux jours d'épreuve demeure-lui fidèle afin de recevoir, s' il vient à hériter, ta part de l' héritage.
Si 22:24 Ka raha avy izay manjo ahy, amin' ny ataony, izay handre izany dia hitandrin-tena aminy avokoa. Précédant les flammes on voit la vapeur du brasier et la fumée; ainsi, précédant le sang, les injures.
Si 22:25 Iza no hanisy fiambenana eo amin' ny vavako, sy fitomboka malina eo amin' ny molotro; mba tsy ho lavo aho noho ny amin' ireo, ka tsy ho verin' ny lelako? Je n' aurai pas honte de protéger un ami et de lui je ne me cacherai pas;
Si 22:26 et s' il m' arrive du mal par lui, tous ceux qui l' apprendront se garderont de lui.
Si 22:27 Qui mettra une garde à ma bouche et sur mes lèvres le sceau du discernement, afin que je ne trébuche pas par leur fait, que ma langue ne cause pas ma perte?

<-
->