<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 13:26 | And they went and came to |
Dia nankeo amin' i Mosesy sy Arona ary ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, tany an-efitra Parana izy, dia tany Kadesy, ka nitondra teny taminy sy ny fiangonana rehetra sady naneho azy ny vokatry ny tany. | Tonga izy, dia nanatona an' i Moizy sy Aarona, mbamin' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, tao Kadesy tany an' efitra Faràna. Nanao filazana taminy sy tamin' ny fiangonana rehetra izy ireo ary naneho ny vokatry ny tany taminy. | Ils allèrent trouver |