<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 14:13 | And |
Dia hoy Mosesy tamin' i Jehovah: Dia ho ren' ny Egyptiana izany; fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity nivoaka avy teo aminy, | Fa hoy Moizy tamin' ny Tompo: Efa ren' ny Ejipsianina, fa ny herinao no nitondranao ity vahoaka ity niakatra avy tany afovoany; ary efa nolazainy tamin' ny mponina amin' ity tany ity izany. |