<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:15 | And |
Dia tezitra indrindra Mosesy ka nanao tamin' i Jehovah hoe: Aza mijery ny fanatiny akory Hianao; tsy naka na dia boriky iray akory aza taminy aho, ary tsy nanisy ratsy na dia tamin' ny anankiray aminy akory aza. | Tezitra indrindra Moizy, ka hoy izy tamin' ny Tompo: Aza asianao raharaha akory izay fanatitr' ireo, fa tsy mba naka tamin' ireo aho, na dia ampondra iray aza, ary tsy nisy nasiako ratsy ireo na dia iray aza. |