<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 16:19 | And |
Ary Kora nanangona ny namany rehetra ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana hanohitra azy roa lahy; dia niseho tamin' ny fiangonana rehetra ny voninahitr' i Jehovah. | Nantsoin' i Kore ho eo am-baravaran' ny trano lay fihaonana ny fiangonana rehetra, hanohitra an' i Moizy sy Aarona. Dia niseho tamin' ny fiangonana rehetra ny voninahitry ny Tompo. |