<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 18:32 | And ye shall bear no sin by reason of it, when ye have heaved from it the best of it: neither shall ye pollute the holy things of the children of |
Ary tsy hahazoanareo heloka ireny, raha maka ny tsara indrindra avy aminy ianareo; ary tsy holotoinareo ny zava-masina aterin' ny Zanak' Isiraely, dia tsy ho faty ianareo. | Rahefa ny tsara indrindra aminy no natokanareo, dia tsy hahazo heloka ny amin' izany hianareo; tsy handoto ny fanatitra masina avy amin' ny zanak' Israely, ka tsy ho faty hianareo. | Vous ne serez pour cela chargés d' aucun péché, du moment que vous en aurez prélevé le meilleur ; vous ne profanerez pas les choses consacrées par les |