<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 20:5 | And wherefore have ye made us to come up out of |
Ary nahoana no nitondra anay niakatra avy tany Egypta ianareo, hampiditra anay ho amin' ity tany ratsy ity, izay tsy misy voan-javatra, na aviavy, na voaloboka, na ampongaben-danitra akory, sady tsy misy rano hosotroina? | Ahoana no dia nitondranareo anay niakatra avy tany Ejipta hankaty amin' itony fitoerana ratsy itony? Tsy mba tany azo hamafazana, tsy misy aviavy, na voaloboka, na ampongabendanitra, na rano hosotroina akory. | Pourquoi nous avoir fait monter d' |