<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 21:13 | From thence they removed, and pitched on the other side of |
Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao an-dafin' i Arnona, izay any an-efitra sady avy amin' ny fari-tanin' ny Amorita; fa Arnona no fari-tanin' ny Moabita, eo anelanelan' ny Moabita sy ny Amorita. | Niala tao izy, dia nitoby tao an-dafin' i Arnòna, izay mivalana amin' ny efitra, rahefa mivoaka ny faritanin' ny Amoreana; fa Arnòna no faritr' i Moaba, eo anelanelan' i Moaba sy ny Amoreana. | Ils partirent de là et campèrent au-delà de l' |