<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 21:7 | Therefore the people came to |
Dia nankeo amin' i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Efa nanota izahay, fa efa niteny nanome tsiny an' i Jehovah sy ianao. Ifony amin' i Jehovah izahay mba hanesorany ny menarana aminay. Dia nifona ho an' ny olona Mosesy. | Nankeo amin' i Moizy ny vahoaka ka nanao hoe: Efa nanota izahay fa niteny nanome tsiny an' ny Tompo sy hianao. Mivavaha amin' ny Tompo mba hoesoriny lavitra anay ireo bibilava ireo. Dia nivavaka ho an' ny vahoaka Moizy, | Le peuple vint dire à |