<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 22:36 | And when |
Ary nony ren' i Balaka fa tonga Balama, dia nivoaka izy mba hitsena azy teo amin' ny Tanànan' i Moaba, teo amin' ny fari-tanin' i Arnona, izay eo amin' ny sisin' ny fari-tany. | Nony ren' i Balàka fa tamy Balaama, dia nivoaka izy hitsena azy hatrany amin' ny tanàna Moaba eo amin' ny faritr' i Arnòna, any amin' ny sisin-tany indrindra. Hoy Balàka tamin' i Balaama: |