<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 3:38 | But those that encamp before the tabernacle toward the east, even before the tabernacle of the congregation eastward, shall be |
Ary ny mitoby eo anoloan' ny tabernakely atsinanany, dia eo anoloan' ny trano-lay fihaonana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia Mosesy sy Arona ary ny zanany, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia ny anjara-raharahan' ny Zanak' Isiraely; ary raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy. | Moizy sy Aarona mbamin' ny zanany no nitoby eo anoloan' ny Fonenana, eo atsinanana, eo anatrehan' ny trano lay fihaonana, amin' ny lafiny iposahan' ny masoandro; izy ireo no niadidy ny fiambenana ny fitoerana masina, araka izay tokony hotandreman' ny zanak' Israely rehetra; fa raha olon-kafa no manakaiky eo, dia tsy maintsy hohelohin-ko faty. | Enfin campaient à l' est devant la Demeure, devant la Tente du Rendez-vous à l' orient, |