<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 3:4 | And |
Fa maty teo anatrehan' i Jehovah Nadaba sy Abiho tamin' izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan' i Jehovah tany an-efitr' i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy; ary Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan' i Arona rainy. | Nadaba sy Abiò dia maty teo anatrehan' ny Tompo tamin' izy nanatitra afo hafa teo anatrehan' ny Tompo tany an' efitra Sinaia: tsy nanan-janaka izy ireo. |