<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 31:47 | Even of the children of |
ny antsasany an' ny Zanak' Isiraely dia nanalan' i Mosesy iray isan-dimam-polo, na olona, na biby fiompy, ka nomeny ho an' ny Levita mpitandrina ny anjara-raharaha momha ny tabernakelin' i Jehovah izany, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Nangalan' i Moizy iray isan-dimampolo io antsasany an' ny zanak' Israely io, ka nomeny ny Levita izay miambina ny Fonenan' ny Tompo araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Sur cette moitié, part des |