<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 33:2 | And |
Dia nosoratan' i Mosesy ny nialany araka ny nandehanany, araka ny didin' i Jehovah; ary izao no nandehanany araka ny nialany: | Nalatsak' i Moizy an-tsoratra ny toerana niaingany araka ny nitobiany manaraka ny didin' ny Tompo, ka izao avy no nitobiany araka ny niaingany. |