<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 35:4 | And the suburbs of the cities, which ye shall give unto the |
Ary ny tany manodidina ny tanàna izay homenareo ny Levita dia izao: Hatramin' ny màndan' ny tanàna ka hatramin' ny faritry ny taniny dia arivo hakiho amin' ny lafiny efatra avy. | Ny tany fiandrasam-biby momba ny tanàna homenareo ny Levita, dia ho arivo hakiho manodidina hatreo amin' ny mandan' ny tanàna avy eo ivelany. | Les pâturages attenant aux villes que vous donnerez aux |