<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 36:8 | And every daughter, that possesseth an inheritance in any tribe of the children of |
Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zara-tany eo amin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely dia hanambady ny anankiray ao amin' ny fokon' ny firenen' ny razany ihany, mba hananan' ny Zanak' Isiraely rehetra ny zara-tanin' ny razany avy. | Ka ny zazavavy rehetra manana lova eo amin' ny fokon' ny zanak' Israely, dia samy hanambady ny anankiray amin' ny fianakavian' ny fokon-drainy avy, mba samy hahatana ny lovan-drazany avy ny zanak' Israely rehetra. | Toute fille qui possède une part dans l' une des tribus des |