<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 8:4 | And this work of the candlestick was of beaten gold, unto the shaft thereof, unto the flowers thereof, was beaten work: according unto the pattern which the |
Ary izao no toetry ny fanaovan-jiro; volamena novoasana izy; hatramin' ny faladiany sy ny voniny aza dia samy novoasana avokoa; araka ny endrika izay nasehon' i Jehovah an' i Mosesy no nanaovany ny fanaovan-jiro. | Ny fanaovan-jiro, dia volamena tefy manta avokoa, hatramin' ny faladiany ka hatramin' ny voniny. Modely nasehon' ny Tompo an' i Moizy no nanaovany azy. | Ce candélabre était un ouvrage d' or repoussé, y compris la tige et la corolle qui étaient aussi en or repoussé. Ce candélabre avait été fait conformément à la vision que |