<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 12:34 | And when |
Ary raha hitan' i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan' Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony. | Nony hitan' i Jeso fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan' Andriamanitra hianao. Ary hatramin' izay dia tsy nisy olona sahy nanontany azy intsony. |