<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 2:13 | And he went forth again by the sea side; and all the multitude resorted unto him, and he taught them. | Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy. | Ary nivoaka ho any amoron-dranomasina indray izy ka nanatona azy ny vahoaka rehetra, dia nampianatra azy izy. | Il sortit de nouveau au bord de la mer, et toute la foule venait à lui et il les enseignait. |