<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 8:27 | And |
Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin' ireny tanàna momba an' i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon' ny olona ho iza moa Aho? | Avy ao Jeso sy ny mpianany, dia nankany amin' ny vohitra manodidina an' i Sezarean' i Filipo, ary teny an-dàlana dia nanontany ny mpianany izy nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa aho? |