|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : afa-boninahitra

Ohabolana 1Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenany mivarotra no mahaloiloy. [2.415 #1976, 2.653]
Boka mivaro-tantely: ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenan' ny mpivarotra no mampahaloiloy. [2.165 #2025]
Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mba soa ihany fa ny tenan' izy mpivarotra no mankaloiloy. [2.558]
Tantely an-tànam-boka, ka na soa aza afa-boninahitra (mankaloiloy). [2.558 #4077]
Dikanteny frantsayLépreux qui vend du miel : ce qu' il vend est doux, mais le marchand donne la nausée. [2.415 #1976]
Un lépreux vendant du miel: ce qu' il vend est bien doux, mais c' est le vendeur qui vous dégoûte. [2.165]
Fanazavana frantsayLe don n' est pas tout, il y a manière de donner. [2.415 #1976]

Ohabolana 2Ondrilahy natao tsindrim-barotra : lehibe ihany fa afa-boninahitra. [2.558 #3453]

Ohabolana 3Trafon-kena amy ny vody sobiky : malaza ihany, fa afa-boninahitra. [2.653]
Trafon-kena amin' ny vody sobika : malaza ihany fa afa-boninahitra. [2.415 #4612]
Dikanteny frantsayBosse de boeuf dans un vieux fond de corbeille usée : elle est célèbre, mais déshonorée. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des grands, déchus de leur grandeur. [2.415 #4612]

Fizahan-teny