Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : afamandeha
|
|
|
Ohabolana 1 | Aza miantaha tongotra toa sakoivy : hatrany an-tenda vao tsy afa-mandeha. [2.558 #734]
Aza miantaha tongotra, toa sakoivy; tonga an-tenda vao tsy afa-mandeha. [2.653 #603]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ketraka ny henjana fa eo an-dohalika ny aretina. [2.558 #1629]
Ketraka ny henjana, fa mby eo an dohalika ny aretina, ka tsy afa-mandeha intsony. [2.653 #1257]
|
|
|
Ohabolana 3 | Tsy mandia tany : ny marary aza afa-mandeha. [2.415 #4839, 2.558 #4528, 2.653 #3377]
|
Dikanteny frantsay | On dit qu' on ne peut mettre les pieds à terre, et cependant les malades eux-mêmes peuvent marcher. [2.415 #4839]
|
Fanazavana frantsay | C' est une excuse qui n' en est pas une. [2.415 #4839]
|
|
|
Ohabolana 4 | Vehivavy tsy mahafaty lambo : amalo-masaka tsy afa-mandeha. [2.415 #1795, 2.558 #4919, 2.653 #3657]
|
Dikanteny frantsay | Jamais une femme ne tuerait un sanglier, aussi certainement qu' une anguille cuite ne peut plus se sauver. [2.415 #1795]
|
Fanazavana frantsay | Les hommes parlaient ainsi par fierté. [2.415 #1795]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|