Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ambora | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andrianteloray nafatotr' Andrianampoinimerina amin' ny Avaradrano, ombalahy nafatotra amin' ny ambora. [2.415 #5162] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les Andrianteloray et les Avaradrano, ce sont taureaux liés avec le bois ambora. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par le roi Andrianampoinimerina pour signifier l' union inséparable des castes nobles appelées Andrianteloray et des habitants de l'Imerina, au nord de l'Ikopa ; passées en proverbe, elles signifient une union inséparable. L' ambora est un bois dur et résistant. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Izaho hilevina amin' ny ambiaty, ary hianareo hilevina amin' ny ambora. [2.415 #3201] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ainsi donc j' aurais pour ma part un cercueil de bois ambiaty, et pour vous, vous en faites un en bois d' ambora. [2.415 #3201] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se font la part du lion : Vambora était un bois résistant au temps et à l'humidité : on en faisait les cercueils des princes. [2.415 #3201] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Malaza ho ambora be ka Malaza ho ambora ka no Malaza ho rain’ ny ambora, kanjo Malaza ho rain’ ny ambora, kanjo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être fameux comme un grand "ambora" , et pourtant tomber sous les coups d' un petit couteau. [2.165]
Être fameux comme un grand ambora et tomber sous les coups d' un petit couteau. [2.415 #1646] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le "ambora" est un arbre dont le bois est imputrescible et servait à la construction des maisons des gens de la noblesse. [2.165]
Le bois de l' arbre ambora était très résistant. [2.415 #1646] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Todian' ny ambora tsy nentina, ka mivongika hazo tsy fantatra (meloka). [2.558 #4142] Todin’ ny ambora tsy nentina, ka Todin' ny ambora tsy nentina, ka mivesatry ny hazo tsy fantatra. [2.415 #3419] Todin' ny ambora tsy nentina ka mivongika ny hazo tsy fantatra. [2.653, 2.165] Todin' ny ambora tsy nentina ka mivongi-kazo tsy fantatra. [1.1] Todin' ny ambora tsy nentina, mitari-kazo tsy fantatra. [2.415] Todin' ny ambora tsy nentina, mivongika hazo tsy fantatra. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Anisan' ny fanompoana fahiny ny maka ambora any an' ala hanaovana vatam-patin' andriana; izay nanao mosalahy tamin' izany dia voasazy ka nampitondraina izay hazo hita teny ho eny: enti-milaza ny famaizana tsy maintsy mihatra amin' izay manao tsirambina ny adidiny. [1.1]
Ara-bakiteny: taloha ny nanao fanompoana dia naka ambora (hazo mafy fanao vatam-patan' andriana) tany an' ala; raha nisy nanao kilavadavaka, dia nosazina hitondra izay hazo sendra teny ho eny. Iharan' ny todin' ny tsy anaovana fanompoana na adidy, ka manjary manao ny tsy fanao. [1.1] Enti-milaza ny sazy miandry izay manao tsirambina ny adidiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour ne pas avoir voulu porter de l' "ambora" , on est obligé de ployer sous le poids d' un arbre qu' on ne connaît pas. [2.165]
Vengeance du bois ambora qu'on n' a pas porté : on est chargé d' un bois d' une essence inconnue et inutile. [2.415 #3419] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit des gens qui vont à la forêt chercher de l' ambora qui est un bois de construction très solide, et en reviennent avec un autre bois inconnu dont ils se chargent inutilement ; ce proverbe se disait des commissionnaires qui se trompent et font mal les commissions : ils ont à supporter les conséquences de leur erreur. [2.415 #3419]
L' "ambora" , à bois imputrescible, était bien connu et très apprécié autrefois; mais les bûcherons qui, pour une raison ou pour une autre, n' ont pas voulu remporter de la forêt, se chargeront d' un autre arbre inconnu, dont ils ne pourront peut être pas disposer. Au figuré, refuser de faire un certain travail, puis se voir pourtant forcé d' en faire un autre moins agréable ou moins rémunérateur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||