Fizahan-teny

Ohabolana : ambotry

Ohabolana Ombalahy mifaoka ambotry, ka mavon' ny ataony. [Veyrières 1913 #6320]
Ombilahy mifaoka am-botry ka mavon' ny nataony. [Houlder 1895 #1707]
Ombilahy mifaoka am-botry: mavon’ ny ataony. [Cousins 1871]
Ombilahy nisoitra votry ka mavon' ny nataony. [Rinara 1974 #3417]
Dikanteny frantsay Si un taureau met sa tête dans une fourmilière, il aura le museau couvert de terre par son fait. [Houlder 1895 #1707]
Taureau qui frappe de la corne dans une fourmillière : c' est de sa faute s' il est sale. [Veyrières 1913 #6320]
Fanazavana frantsay Se disait des gens victimes de leurs propres actions. [Veyrières 1913 #6320]

Fizahan-teny