Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : anivona
|
|
|
Ohabolana 1 | Madio volon-tsokina, tsara volon’ anivona : tsara manan-takaitra. [1.147 #M3]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny avonavona toy ny an' entan' anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy laitra. [2.558 #2912]
Ny avonavona toy ny entana anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha. [2.653]
Ny avonavona toy ny entan' anivona: ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | (maivana ny anivona ka ahazakana be na atao anentana lolohavina na lanjaina, saingy manonjanonja kosa ka mahasosotra): tsy mampaninona loatra ny fanambonian-tenan' ny mpiavonavona, fa ny fahitana ny fihetsiny miedinedina no mahaletra. [1.1]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|