|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : antsipiriany

Ohabolana 1Miditra an-tsipiriany, ohatra ny vakan' ny Talaotra. [2.558]
Miditra an-tsipiriany toy ny tohivakan' ny Talaotra. [2.165]
Tohivakan' ny Talaotra, ka miditra an' tsipiriany. [2.415 #342]
Tohy vakan’ Antalaotra, tsara lahatra. [1.147 #T78]
Toy ny tohivakan' ny Talaotra : miditra an-tsipiriany, misavorovoro jerena fa milamina am-pitohizana. [2.558]
Toy ny tohy vakan-Talaotra: miditra an-tsipiriany. [2.653 #3240]
Dikanteny frantsayC' est comme les six perles des Arabes qui sont enfilées avec ordre. [2.415 #342]
Fait avec ordre, comme l' enfilement des perles des Talaotra. [2.165]
Fanazavana frantsayLes Talaotra sont une tribu d' origine arabe qui occupe une partie de la côte sud-est de Madagascar. [2.165]
Se disait des six divisions de la noblesse et des six divisions de la caste des Tsiarondahy, descendants des noirs ou serfs royaux ; se disait aussi pour indiquer la filière à suivre, comme dans le chapelet de perles que les Arabes de la côte avaient apporté ; le sens général est qu' il faut agir avec ordre. [2.415 #342]

Ohabolana 2Miditra an-tsipiriany sahala amin' ny didin-tsavony. [2.558 #151]

Fizahan-teny