Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : arefarefa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ilay manao mbay lalam-bady, ka ny an' olona aza hajaina, ka mainka ny an' ny tena. [2.415 #1279]
Ilay manao mbai-lalam-bady, koa ny an’ olona aza Ilay manao mbay lalam-bady, koa ny an' olona aza Ilay manao mbay lalam-bady : ny an' ny olona aza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mari qui demande pardon quand il passe devant sa femme : il donne bien des marques de respect à la femme des autres, et il n' en donnerait pas à sa propre femme ! [2.415 #1280]
Mari qui s' excuse en passant devant sa femme ; il le fait bien pour la femme des autres, à plus forte raison pour la sienne. [2.415 #1279] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la formule mbay lalana par laquelle on demandait la permission de passer devant quelqu'un ; ce proverbe disait le respect pour l'épouse ; au sens général : il faut avoir plus d' égards pour les siens que pour les étrangers. [2.415 #1279]
Il faut respecter son épouse. [2.415 #1280] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazana ny masaka ifotony ka ny soamaravo no arefarefa (tsy arovana). [2.558 #1420] Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no tsy ahina. [2.415 #6500, 2.653] Ilazanao ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.165 #2313] Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no arefarefa. [2.415 #3262] Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no tsy ahina. [2.415 #3262] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il entend parler de fruits mûrs sur pied, et il laisse ceux qui seraient bientôt mûrs. [2.415 #3262]
On l' avertit qu' il y a des fruits mûrs sur les arbres, mais il ne fait pas attention à ceux qui sont à peu près mûrs. [2.415 #6500] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Laisser des affaires pour d' autres. [2.415 #3262]
Se disait de ceux qui profitent peu des avis qu' ils reçoivent. [2.415 #6500] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Rangahy niaro voatavo : ny malemy indray va no harefarefako ? [2.415 #1849, 2.653 #2746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieux qui soigne ses citrouilles : comment négligerait-il ce qui est mou et convient à sa bouche édentée ? [2.415 #1849] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens soignant bien leurs intérêts. [2.415 #1849] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||