|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fonosina

Ohabolana 1Horirika amonosam-panasina, ka ny fonosina lo mbam-ponony. [2.415 #4348]
Horirika amonosam-panasina (na: hena; na: anana): ny fonosin-do, ny mamono lo mbam-ponony. [2.653 #1102]
Horirika amonosam-panasina (na: hena; na: anana): ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.653 #1102]
Horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.415 #4348]
Horirika namonosam-panasina : ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.558]
Horirika namonosana anana, ka ho levona mbamin' ny fonosany. [2.415 #4348]
Horirika namonosan-kena, ka miara-devona. [2.415 #4348, 1.1]
Horirika namonosan-kena: ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.165 #1088]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny mpangalatra sy ny mpanafin-kalatra izay tokony homena sazy iray ihany. [1.1]
Dikanteny frantsayDes feuilles d' arum, enveloppant de la viande: la chose enveloppée et l' enveloppe pourrissent toutes deux. [2.165]
feuille d'arum dont on enveloppe la viande, et qui brûle avec. [1.3]
Feuilles d' arum et brèdes ou sel qu' elles contiennent : contenant et contenu se consomment ensemble. [2.415 #4348]
On fait cuire et on consomme en même temps, les feuilles d' arum et les brèdes ou la viande qu' elles enveloppent. [2.415 #4348]
Fanazavana frantsayCoupables et complices méritent le même châtiment. [2.415 #4348]
le coupable et le recéleur mérite le même châtiment. [1.3]
Quand la viande est mise dans la marmite avec les feuilles qui l'enveloppaient et qui sont comestibles, viande et feuilles cuisent et deviennent très tendres: les feuilles même se désagrègent tout à fait. Se dit des voleurs et de leurs complices. [2.165]

Ohabolana 2Malailay fonosina toa fary. [1.1]
Nahoana no malailay fonosana tahaka ny fary ? [2.558]
Nahoana no malailay fonosana toa fary? [2.165 #403]
Nahoana no malailay fonosina, toa fary? [2.653 #2047]
Nahoana no malailay fonosina toa loha fary ? [2.415 #5665]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona sarotra arovana na vonjena: ny tena mamonjy na miaro azy indray no asiany. [1.1]
Dikanteny frantsayPourquoi avoir une enveloppe piquante comme la tête de canne à sucre ? [2.415 #5665]
Pourquoi piquez-vous quand on vous enveloppe, comme la canne à sucre? [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des caractères difficiles, des gens qui refusent les bienfaits ou cadeaux par caprice. [2.415 #5665]

Ohabolana 3Ny rariny toy ny afo : raha fonosina mandoro. [2.653 #2401, 2.974 #120]
Dikanteny frantsayLe droit est comme le feu : quand on cherche à l’envelopper, il brûle. [2.974 #120]

Fizahan-teny