Fizahan-teny

Ohabolana : hetaheta

Ohabolana 1Amboalahy mitsaba-doharano : tsy hetaheta fa hasomparana. [2.558 #167, 2.653 #137]
Amboa mitsaba-doharano: tsy hetaheta fa hasomparana. [2.165]
Voalavolahy nitsaba-doharano : tsy hetaheta, fa hasomparana. [2.653, 2.415]
Dikanteny frantsayRat qui plonge dans une source : ce n' est pas qu' il ait soif mais il veut troubler l' eau et nuire aux autres. [2.415 #178]
Un chien qui se jette dans une source: ce n' est pas de la soif, c' est de la méchanceté. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait la méchanceté des sorciers et mauvaises gens. [2.415 #178]

Ohabolana 2Misotro rano an-tanam-bazo : tsy hetaheta fa angolangola. [2.415 #1417, 2.558 #2420]
Sotro-rano an-tanam-bady: tsy hetaheta fa angolangola. [2.653 #2945]
Sotro rano an-tanam-bazo tsy hetaheta fa angolangola. [2.558, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza haitraitra kely mba hamalifaliana ny hafa fotsiny fa tsy zavatra tsy maintsy ilainy akory. [1.1]
Dikanteny frantsayBoire de l' eau dans la main d' une amante, ce n' est pas la soif qui vous pousse, mais la passion. [2.415 #1417]

Fizahan-teny