Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ihemorana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza manao rano lalina ila ; ka raha marivo, hotsobohina ; fa raha lalina, hihemorana. [2.165 #940, 2.415 #5790] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne dites pas (à propos d' un travail à entreprendre) que c' est comme une eau qui est peut-être profonde d' un côté et que, si elle est basse vous y entrerez, mais que si elle est profonde, au contraire, vous reculerez. [2.165]
Ne dites pas que c'est comme l' eau qui est profonde d' un côté, et que si elle est basse, vous entrerez ; mais si elle est profonde, vous reculerez. [2.415 #5790] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. entreprenez résolument votre affaire, au lieu d' hésiter à en considérer les risques,. [2.165]
N' hésitez pas dans votre entreprise. [2.415 #5790] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao tsobo-dranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lalina hihemorana. [1.1]
Tsobo-dranon-dRamiangaly : marivo mihanana, lalina miherina. [1.147 #T170] Tsobo-dranon-dRamiangaly : raha marivo irobohana, raha lalina ihemorana. [2.558 #4466] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Fita ranon' ilay kanosa : raha marivo, tsobohina ; fa raha lalina, hihemorana. [2.415 #3917] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poltron qui passe l' eau : quand il a peu d' eau il passe ; mais quand il y en a beaucoup, il recule. [2.415 #3917] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des paresseux et des poltrons. [2.415 #3917] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mitomoetra amin' ny olon-kendry Andrianampoinimerina, manana an-dRahagamainty mpihevitra mahalala ny handrosoana sy ny hihemorana. [2.415 #6076] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le roi Andrianampoinimerina a auprès de lui un sage conseiller, Hagamainty, qui sait quand il faut avancer ou reculer. [2.415 #6076] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles historiques. [2.415 #6076] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny fanompoana aza atao andran-drano: ka raha marivo hotsobohina; ary raha lalin-kihemorana. [2.165]
Ny fanompoana aza atao andran-drano : marivo irobohana, raha lalin-kihemorana. [2.558 #2965] Ny fanompoana aza atao andran-drano: raha marivo hotsobohina, ary lalin-kihemorana. [2.653 #2217] Ny fanompoana aza atao andran-drano : raha marivo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne considérez pas la corvée comme le passage d' une rivière: et si l' eau est basse vous traverserez, mais si elle est profonde, vous reculerez. [2.165]
Ne faites pas pour la corvée ce que l' on fait avec l' eau qu' on sonde pour voir quelle est la profondeur : si l' eau est assez basse on passe. [2.415 #382] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. on y est toujours forcé, quelle soit facile ou difficile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||