Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manalasala | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mahasalasala: salakam-bavy, Manalasala ihany fa salakaim-bavy, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Douteux ou à double emploi: comme un même morceau de toile qui sert de pagne à une femme ou bien aussi à un homme. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mampisalasala ohatra ny mitsako vozon' akoho : hatelina toa taolana, haloa toa nofony. [2.558]
Mampisalasala, ohatra ny mitsako vozon’ akoho ; hatelina, toa taolana; haloa, toa nofony ihany. [2.653] Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora. [1.1] Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany. [1.1] Salasala Salasala toa vozon' akoho tanora : haloa toa nofony, hatelina toa taolana. [2.558 #3816] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra tsy hita hatao ho tsara na ratsy ka manahirana ny saina ny manapaka na hitana na hamela azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ambigu ou équivoque comme le cou d’un jeune poulet : le rejeter? mais c’est de la chair ; l’avaler ? mais c’est de Vos. [2.974 #280]
Ni l' un ni l' autre, tel le cou d' un poulet : si on veut le rejeter, il semble cependant que c' est de la chair ; si on veut l' avaler, il semble que c' est un os. [2.415 #4590] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour signifier l' incertitude, quand on se demandait par exemple si un procédé dénotait amitié ou hostilité. [2.415 #4590] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Manalasala toa vavan' ondrindrano : mitsotra toa Misalasala, toa vavan' ondrindrano : mitsotra, toa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ni l' un ni l' autre, comme les mandibules de la nymphe de libellule : quand elles sont étendues, on dirait des avant-bras ; quand elles sont contractées, on dirait le rebord des lèvres. [2.415 #5814] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||