|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mendriky

Ohabolana 1Ny fifonana no mendriky ny diso, fa mandia tany ka lavo, miloloha lanitra ka lena. [2.558 #2980]
Ny fifonana re no hatao, fa diso ; fa mandia ny tany, ka lavo ; miloloha ny lanitra, ka lena ; miara-monina aman-kavana, ka diso amim-pihavanana. [2.653 #2225, 2.415]
Dikanteny frantsayIl ne nous reste qu' à demander pardon, car nous avons été en faute ; en effet quiconque foule la terre, tombe ; quiconque a le ciel au-dessus de sa tête, se mouille ; quiconque demeure avec des parents, peut faillir contre les devoirs de la parenté. [2.415 #6420]
Fanazavana frantsayIl est humain d'errer, il faut savoir reconnaître sa faute. [2.415 #6420]

Ohabolana 2Ny voninahitra tsy mendriky ny adala. [2.415 #2107]
Dikanteny frantsayLa gloire et les honneurs ne conviennent pas aux sots. [2.415 #2107]

Fizahan-teny