|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpahalala

Ohabolana 1Antsibe atsipy ami-manam-panahy, ka raisin' ny ampy saina. [2.415 #3235]
Antsibe atsipy ami-manam-panahy, ka raisin' ny mpahalala. [2.415 #3235]
Antsibe atsipy ami-manam-panahy, ka raisin' ny mpisaina. [2.415 #3235]
Antsibe atsipin' ny manam-panahy, raisin' ny mpahalala. [2.558 #302]
Antsibe atsipin’ ny mpanam-panahy : raisin’ ny mpahalala. [2.165 #1590, 2.415 #3235, 2.653 #256, 2.974 #317]
Teny atsipy ami-mpanam-panahy, koa raisin' ny mpisaina. [2.653 #3076, 2.974 #332]
Teny atsipin' ny manam-panahy, raisin' ny mpahalala. [2.165 #1589]
Teny atsipin' ny mpanam-panahy, raisin' ny mpahalala. [2.415 #3235]
Dikanteny frantsayCognée jetée à qui sait la recevoir et transmise à qui comprend. [2.415 #3235]
Coutelas lancé par un homme intelligent et attrapé au vol par quelqu' un qui comprend. [2.415 #3235]
Grand couteau jeté par un homme intelligent ; c’est à l’homme avisé à s’en servir. [2.974 #317]
Paroles jetées à ceux qui peuvent réfléchir; l’homme sensé s’en saisit. [2.974 #332]
Un conseil donné (litt. jeté) par les sages est reçu par les intelligents. [2.165]
Un grand couteau jeté par un sage est saisi par un clairvoyant. [2.165]
Fanazavana frantsayA bon entendeur, salut! [2.165]
Le sens est : parole ou pensée suggérée par quelqu' un, et attrapée au vol ; l'expression se disait aussi d' un conseil écouté attentivement. [2.415 #3235]
Se disait des mots d' ordre ou des secrets confiés à des personnes sûres, qui comprennent leur portée et l' usage à en faire. [2.415 #3235]

Ohabolana 2Ny torovok' amboa maro mpahalala, fa ny hisafelehan' ny rambony no tsy misy mahafantatra. [1.1]
Torovok' amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra. [1.1]
Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. [1.1]

Fizahan-teny