|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpandranto

Ohabolana 1Aza manao toy Itsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana ihany no manaraka. [2.415 #2693]
Aza manao toy ny tsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana hiany no manaraka. [2.653]
Aza manao Tsimadilo manara-mpandranto. [2.415 #4368, 2.165]
Tsimadilo manaraka mpandranto, ka ny an-tanana no manaraka. [2.558]
Tsimadilo manaraka ny mpandranto, ka ny an-tanana no manaraka. [2.165 #1176]
Tsy mety raha manao Tsimadilo manaraka mpandranto : ny an-tanana indray no manaraka. [2.415 #2693, 2.653]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme Tsimadilo suivant un marchand pour faire fortune au loin : ce qu' il avait lui glisse des mains. [2.415 #2693]
Ne faites pas comme un Tsimadilo qui suit un marchand. [2.415 #4368]
Ne faites pas comme un Tsimadilo suivant un marchand. [2.165]
Un Tsimadilo suivant un marchand, il perd bientôt ce qu' il avait. [2.165]
Fanazavana frantsayLa légende rapporte que Tsimadilo se mit à la suite d' un commerçant pour faire fortune ; il perdit ce qu' il avait, ne rencontra pas la fortune qu' il cherchait, et mourut en route. Ce proverbe se disait des choses de longue durée et incertaines. [2.415 #2693]
Les gens du clan Tsimadilo étaient réputés pour être des commerçants très malchanceux. [2.165]
On disait que les Tsimadilo étaient malheureux dans le commerce. [2.415 #4368]

Ohabolana 2Mandany ny azo taon' itsy, tahaka ny mpandranto tapa-pe. [2.558 #2052]
Mpandranto tapa-pe : homana ny azo taon' itsy. [2.558 #2590]

Ohabolana 3Mpandranto be trosa : mibehana amim-pahavelomana fa maty vao hita kilema. [2.558 #2587]
Mpandrato be trosa : maty vao hita kilema. [2.653 #1966]

Ohabolana 4Mpandranto maro anaka : any an-dalana no miala liana. [2.558]

Fizahan-teny