Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : sikajy
|
|
|
Ohabolana 1 | Andevolahy maty vady : sikajy latsaka erany no azy, ka "lanio izay ho lany". [2.165, 2.415]
Ankizilahy maty vady ka sikajy latsaka erany ny azy koa lanio izay ho lany. [2.558 #277]
|
Dikanteny frantsay | Esclave dont la femme vient de mourir : c' est à peine s' il a douze sous, et il dit : dépensez ce qui est nécessaire. [2.415 #523]
Un esclave dont la femme vient de mourir; il ne possède pas même soixante centimes en tout, et pourtant il dit: "Dépensez ce qu’il faut". [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Les enterrements sont une des plus grandes occasions de dépenses à Madagascar. [2.165]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ondrin-tsikajy, nefa mahalany kolokolom-benty. [2.415 #2400]
|
Dikanteny frantsay | Mouton de douze sous pour lequel on dépense seize sous de soins. [2.415 #2400]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui dépensent plus que leurs revenus, font des dépenses disproportionnées. [2.415 #2400]
|
|
|
Ohabolana 3 | Sikajy be natolak’ i Mananjara, nanolaka an’ i Mananjara; fanidy koa masina, ny voay tsy mihetsika. [1.147 #S34]
|
|
|
Ohabolana 4 | Sikajy manebaka ny kirobo, ny very sasaka indray no toa loza, mainka izany raha mitovitovy. [2.558]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|