Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tonafana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Be ny goaika fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa izay homana ny voanjo no tonafana mafy. [2.558 #879]
Be ny goaika, fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy tenda avokoa izy rehetra ; nefa izay homana ny voanjo ihany no hotonafako mafy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||