Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tsofa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza homa-maina, toy ny tsofaben' Andohalo. [2.165 #590]
Homa-maina toy ny tsofaben' Andohalo. [2.558 #1369, 2.653 #1095] Mitsofa maina hoatry ny tsofaben' Andohalo. [2.415 #5456] Mitsofa maina ohatra ny tsofaben' Andohalo. [1.3, 1.1] Tsy mety raha homa-maina, toy ny tsofaben’ Ambodinandohalo. [2.653 #3416] Tsy mety raha homa-maina toy ny tsofaben' Andohalo. [2.558 #4591] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Mihinana ny tsy nisasarana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manger ce qui n' a rien coûté comme la grande scie d' Andohalo. [2.415 #5456, 1.3]
Ne travaillez pas pour rien comme la grande scie d' Andohalo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Andohalo est le nom d' une des places de Tananarive où travaillaient autrefois des scieurs de long. [2.165]
Il s' agit de la scie construite par Laborde. Ce proverbe se disait des enfants prodigues dissipant les biens de leurs parents. [2.415 #5456] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Tantanam-by sy tsofa vy: havana manajary havana. [1.2]
Tantanam-by sy tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.165] Tantanam-by, tsofa vy : havana manajary havana. [2.415 #1132] Tantanam-by, tsofa vy : havana mpanajary havana. [2.653 #3026] Tantanam-by, tsofa vy : ny havana mpanazary havana. [2.558 #4074] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny anglisy | An iron hammer, an iron saw: friend benefiting friend. [1.2] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Marteau d' acier et scie d' acier ne doivent pas se nuire : les parents honorent leurs parents. [2.415 #1132]
Un marteau et une lime: deux amis qui s' aident. [2.165 #178] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Tefin' ny Tefin' olona tsy mahay : tsofa no manamarina azy. [2.415 #3754] Tefin' Tefin’ | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manière de forger d' un ignorant : la lime rectifie et égalise ce qui n' est pas bien. [2.415 #3754]
Un objet forgé par un mauvais forgeron: c' est la lime qui le rectifie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui donnent de l' argent pour appuyer leurs fausses prétentions et les faire triompher. [2.415 #3754] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||