|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : voatelina

Ohabolana 1Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenam-banga : tsy re tsiro, dia voatelina. [2.653 #1340]
Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : tsy re tsiro dia voatelina. [2.558 #1753]
Ny fihinan-trafon-kenam-banga: lasa tsy anfonontonony, tsy re tsirony, dia voatelina. [2.165]
Ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : lasa tsy antonontonony, tsy re tsiro dia voatelina. [2.558]
Dikanteny frantsayUne personne édentée mangeant de la bosse de bœuf: cette viande descend trop vite, elle est avalée avant qu' on ait eu le temps d' en sentir la saveur. [2.165]

Ohabolana 2Singam-bolo : am-bava singotry ny lela, voatelina singotry ny tsinay. [2.558 #3891]

Ohabolana 3Voatelina tsy satry, hoatry ny tavin-kena am-bavan' antitra. [2.415 #1870]
Voatelina tsy satry, ohatra ny tavin-kena am-bavan’ antitra. [2.653, 2.558]
Dikanteny frantsayC' est avalé avant qu' il l' ait voulu, comme de la viande grasse dans la bouche d' un vieillard. [2.415 #1870]
Fanazavana frantsayPlaisanterie sur les édentés, analogue à l' expression : n' en faire qu' une bouchée ; autre sens : fait à la hâte et malgré soi. [2.415 #1870]

Fizahan-teny