|
|
|
|

Teny iditra babako > babaka
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1]
 Effusion, écoulement abondant [1.3]
Ohatra Ary omeo rano am-babaka. [2.69]
Sampanteny 

Teny iditra babako > babaka
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1]

Teny iditra babako > babaka
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Akora [1.78]
  [Tankarana] Parure [1.19]

Teny iditra babako > babaka
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] For bebaka [1.2]

Teny iditra babako > babaka
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [1.78]
  [Sakalava] The pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [1.2]
  [Tankarana] Courge [1.19]
  [Sakalava] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Cucurbita maxima
Tovy hevitra tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Teny iditra babako > baba
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Sihanaka, Tanosy] Ray [1.78]
  [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] Dada [1.78]
 Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
 Father [1.2]
 (vieux mot). Papa [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69]
2maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606]
Tovy hevitra aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray

Teny iditra babako > baba
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
 An expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
 Beau, magnifique, fameux [1.3]

Teny iditra babako > baba
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] miharihary [1.78]

Teny iditra babako > baba
Sokajin-teny anarana
 Jereo babaka [1.1]