Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
manembona
(
embona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mahatsiaro ka malahelo, manina:
Manembona ny any aminay aho izany!
Mitovy hevitra:
lasa ambiroa
~
lasa eritreritra
~
lasa vinany
~
lasam-borona
~
mahatsiahy
~
mahatsiaro
~
mahatsiaro ny lavitra
~
mandrembona
~
mangorotsoka
~
manimanina
~
manina
~
vitsika momba kitay
[
1.1
]
Ohatra
1
Mafy izany
manembona
ny tany niaviana izany!
[
2.528
]
2
Manembona
azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy.
[
2.470
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manembona
Ny lasa :
nanembona
Ny hoavy :
hanembona
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26