| Teny iditra | maneso (eso) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | |||||||||
| To scorn, to mock [1.7] | |||||||||
| Mépriser, se moquer de [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|