| Teny iditra | mibolisatra (bolisatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1] | |||||||||
| Ohatra | ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|