|
|
|
|

Teny iditra mihodahoda (hodahoda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny
Mitovy hevitra: miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambatrambatra ~ miboredika ~ mikodadaka ~ mikodedika ~ mivakavaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihodahoda
Ny lasa : nihodahoda
Ny hoavy : hihodahoda
Filaza mandidy : mihodahodà

Teny iditra mihodahodà (hodahoda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodahoda [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20