| Teny iditra |
misarona
(sarona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany
[1.1]
|
| | To have a lid on, to be covered [1.7]
|
| | être couvert, se couvrir [1.8]
|
| Ohatra | Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
misarona,
misaro- |
| Ny lasa : |
nisarona,
nisaro- |
| Ny hoavy : |
hisarona,
hisaro- |
| Filaza mandidy : |
misaròna |
|
|
| Teny iditra |
misaròna
(sarona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|